Search

Famokarana sarintany

Ireo sarintany mifandray amin'ireo foto-kevitra isan-karazany dia ho vokarina mandrindra ny tetikasa, ny tanjona dia mba hanehoana ny zava-bita eny ifotony ohatra : ireo toerana fanehoana, ireo toerana fanandramana ary ireo teboka ara-jeografia